Teny iditra | 1 fanalana andro |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470] 4 Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5] |
Singan-teny | 5 fanala, andro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |